|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikehana |
| Fototeny | 2 kehana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka
5 Mikohaka kely ho toy ny fandrarana olona tsy hanao zavatra: Ndeha hiteny aho, nony inona nikehana kely i Dada; azoko ny tiany holazaina ka dia nipetraka indray aho 6 Miseho ho zavatra, mihambo: Loza raha hikehana iny tovolahy iny [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 mahenika, mikehana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|