|
|
|
|

Teny iditra1  mikatsaoka
Fototeny  2 katsaoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoaka feo toy ny feon-javatra mianjera ao anaty rano na feon' ny tongotra miala avy ao anaty rano na fotaka marihitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 résonner, se dit d'un corps tombant dans l'eau ou retiré de la boue [1.3#319]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  mikatsaoka, 9 mitsakoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12