|
|
|
|

Teny iditra1 mikasaoka
Fototeny  2kasaoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miteraka feon-javatra toa mikasoka: Mikasaoka ny kodiaran' ity fiara ity.
5Enti-milaza ny vola: Any ve ilay mikasaoka?. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02