|
|
|
|

Teny iditra1  mikarepoka
Fototeny  2 karepoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoaka feon-javatra kepohina amin' ny nify: Mikarepoka ny voanjo raha maina
5 Mihinana: Tatsy atsimontrano no nahitaho ny saka nikarepoka ny akohonao
6 Mandany: Nody ilay zaza mpandany rehefa avy nikarepoka ny volany rehetra [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mikarepoka, 11 mikorepaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12