Entrée | 1 mikaratsaka (karatsaka) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina 4 Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 8 mikaratsaka, mitsakaraka |
Mis à jour le 2023/01/20 |