Entrée mikaka (kaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tanala] misokatra, midanadana, midananaka, mivoha be [Rakotosaona 1975]
 misy kakany: Efa mikaka ny latabatra ka tsy mihilangilana intsony.
¶ (fiteny somary baranahiny) Manome fanontaniana sarotra loatra amin' ny fanadinana ka manao izay tsy hahafahan' ilay adinina: Mikaka mpianatra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mikaka
nikaka
hikaka

Mis à jour le 2020/07/31