Entrée mikaika (kaika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitoloko, mitaraina [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mikaika
nikaika
hikaika

Entrée mikaika (kaika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tanala] miantso: Tsy olon-kikaika ka tsy voron-kañono (tsy misy olona hiantso ka tsy misy vorona haneno) [Rakotosaona 1972]
 Miantso: Aoka ianao hikaika mafy raha te ho reny [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mikaika
nikaika
hikaika
mikaiha
Synonymes mihaika

2010/05/14