Entrée | mijoretra (joretra) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa mijoretra hatry ny omaly [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Synonymes | manjoretra | ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |