Entrée mijokojoko (jokojoko (joko))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mandeha somary miondrikondrika, mivokobokoka, noho ny hamenarana na ny tahotra na fikendrena hanaitra, hanampoka olona; miondrikondrika mitily
Morphologie 
mijokojoko
nijokojoko
hijokojoko
Exemples  [Fox: Hainteny, page 333] Mitikitikim-pandeha rambon'osy / mijokojoko fandeha rambon'ondry / raha mitady kototanin-tarehy hianao / mankanesa ao amin-dRamangamalefaka / sady ary fomba no ary toetra / sady manitra no mamerovero
Citations 

Mis à jour le 2022/03/02