|
|
|
|

Teny iditra1  mijananaika
Fototeny  2 jananaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mirotsaka tsy misy fiatoana (orana), mivoaka tsy mety mijanona (ra), toa mitifitra azy amin' ny ratra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 mijananaka

Fivaditsoratra  9 jamaikanina, mijananaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12