|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; mijabely
Fototeny  2 jabely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 [Tanala] mifana: Ija n'mpijabelinareo ao ê rangahy (iza no mpifananareo ao re ry dada) [1.78]

Teny iditra (2/2) 5 ; mijabely
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7 [Bara] miteraka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04