|
|
|
|

Teny iditra1  miitatra
Fototeny  2 itatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa
5 Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa
6 Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy
7 Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io [1.1]
[mitatra] 8 mitombo habe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [mitatra] 9 se dilater [1.13]
Ohatra  10  Hitohy ihany izany zavatra izany, ary hiitatra aza [2.472#46]
11  Misoroka ny fahavoazana tsy hiitatra izany ary hamela azy hikambana [2.424#75]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  16 mitatra
Kamban-teny rehetra  17 tava miitatra

Fivaditsoratra  18 miatitra, miitatra, 19 mitaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09