|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mihorika
Fototeny  2horika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Migaga, mitalanjona: Tsy misy tsy nihorika nahita ny fahakingan' ilay tovolahy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 mihorika
Sokajin-teny  10 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11miakatra manatona ny loharano, mandoa (raha marary). [Sihanaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12