|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihondrahondra
Fototeny  2 hondrahondra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mitepotepo [Tanosy] [1.78]
5 Mihofahofa (filaza amin' ny zavatra mivondrona na midoroboka mihevingevina raha tsofin' ny rivotra); mivondrona ka mihetsiketsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Branler, trembler, s'agiter [1.3#265]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)10  mihondrahondra
Fototeny  11 hondrahondra
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 Malemy, lehibe sady malemy [1.1]

Fivaditsoratra  14 mihandrohandro, mihondrahondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12