|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihohy |
| Fototeny | 2hohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihady amin' ny hoho: Mihohy ny tany ny saka.
5Mihehy. 6Mamongatra zavatra avy any anaty tany: Mihohy ny mangahazo ny alika dia. 7Mitady hahalala, mangoraka: Nihohy mafy ilay zavatra noresahintsika Rakoto, fa tsy nilaza aho. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 himohy, 14 mihohy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|