Entrée mihofokofoka (hofokofoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihetsiketsika: Kaikerin' ny parasy Ibalita kely ka mihofokofoka foana ao am-pandriana
¶ Manetsiketsika ny tena mba hihintsanan' ny rano na vovoka amin' ny tena: Mihofokofoka ny akoho rehefa avy mihosina ao anaty vovoka
Mitovy hevitra: mikofokofoka ~ mitsikofokofoka
¶ Mihetsiketsika mafy mba hialana amin' ny fangejana na fatorana mahazo ny tena: Nihofokofoka tao an-tanako ilay voronkely [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihofokofoka
nihofokofoka
hihofokofoka
mihofokofoha

Mis à jour le 2020/07/31