|
|
|
|

Teny iditra1  mihoakoaka
Fototeny  2 hoakoaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa
5 Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 mihoaka

Fivaditsoratra  10 mihaokaoka, mihoakoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12