Entrée mihitsoka (hitsoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Latsaka amin' ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay
Mijanona tsy miasa: Mihitsoka amin' ity raharaha ity ny volako [1.1]
Explications en français être enfoncé, être embourbé, engagé dans, échouer, s’enfoncer, se couler dans ses entreprises, ne pas réussir [1.3]
Exemples 
1Mihitsoka hoatra ny otomobilina lany lasantsy. [1.437]
2Vokatr'izany rehetra izany, mihitsoka ny toekarena, tsy mivoatra. [2.606]
Morphologie 
Présent : mihitsoka
Passé : nihitsoka
Futur : hihitsoka
Impératif : mihitsoha
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/22