|
|
|
|

Teny iditra1  mihirahira
Fototeny  2 hirahira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Nony efa tafavoaka izy dia mihirahira hoe : - "Valala manjohy è, kitsaotsao! [2.69]
5  Ny rano kosa moana, matory, tsy manalona, tsy mamoaka ny feon' ny onja mihirahira eny am-pifandonana! [2.499]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  9 mihirahira olona

Fivaditsoratra  10 miharihary, 11 mihirahira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09