|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ; mihiña |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Bezanozano] mihareraka
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 ; mihina |
| Fototeny | 5 hina |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mitambatra ara-elektirônika ny singa na ny zaka ara-tsimia
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 se combiner
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 mañihy, manihy, mihiña, mihina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28 |
|