|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miherika |
| Fototeny | 2 herika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika izy no nahapotraka aza
5 Mijery izay any aoriana ka atodika any ny loha: Niherika azy no nahatafintohina ahy 6 Miraharaha, misahana, mikarakara: Aza miherika asa hafa afatsy ny anao [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 tsy tia hiherika |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | miherika, 13 mirehaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|