|
|
|
|

Teny iditra1  mihenjihenjy
Fototeny  2 henjihenjy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 Courir, gambader, aller ça et là [1.3]
Ohatra  5  Ary ny manenjana, aretina mijilajila sy mihenjihenjy be hiany, tahaky ny sala-manga ny Betsileo. [2.48]
6  ary indraindray, mamo, ka eo am-povoan-dalana no mihenjihenjy, ka tapaka ny làlana; [2.59]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12