Entrée miheninkenina (heninkenina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misahirana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano: Mandeha izany andro izany: miheninkenina eo ianao dia tonga ny amin' ny iraika ambin' ny folo [1.1]
Morphologie 
Présent : miheninkenina
Passé : niheninkenina
Futur : hiheninkenina
Impératif : miheninkenena
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/05