|
|
|
|

Teny iditra1  mihatokatoka
Fototeny  2 hatokatoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manetsiketsika ny loha amim-pieboeboana kely [1.1]
Ohatra  5  Mitehaka ny Andriambaventy rehetra dia mihatokatoka - resy lahatra. [2.528#]
6  Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  mihatokatoka, 10 mihotakotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12