|
|
|
|

Teny iditra1  mihata-maso
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 enti-milaza zavatra toy ny vato amin' ny rarivato na ny miefitrefitra amin' ny tsihy, izay hita mihataka be na misaraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 to separate, as the joining of rings. [1.2]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  6 mahamaitso, mihata-maso

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02