|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mihaikaika
Fototeny  2haikaika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao kivazivazy, manao vosobosotra. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8 mihaikaika
Sokajin-teny  9 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10mikikiaka. [Sihanaka] [1.78]
Tovy hevitra  11miaikaika

Fivaditsoratra  12 mihaikaika, 13 mihiakiaka, 14 mikaikaiha, 15 mikiakiaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12