|
|
|
|

Teny iditra1  migobona
Fototeny  2 gobona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migobona kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 sonner creux, comme un coffre vide [1.3#198]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 migoboka

Fivaditsoratra  10 mibongoa, migobona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12