|
|
|
|

Teny iditra1 mifongatra
Fototeny  2fongatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza zavatra tao anaty tany nohadina ka miseho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Sortir de terre, de dedans ou de dessous quelque chose, reparaître, revivre, se montrer: Nifongatra avy ao an-kady ny ankizy (Les enfants sortirent tout à coup du fossé) ~ Mifongatra indray izany lamaody izany (Cette mode repara t de nouveau) ~ Mifongatra ny volamena izao (L’or se montre maintenant) [1.3#184]
Ohatra  6 Dia arosony moramora ao ambaniny ny firombaka dia raotiny amin' izay, ka misatraotra miakatra, dia mifongatra izy mitarika ny amalona. [1.437#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 famingotra, 12 mifangotra, 13 mifongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12