| Entrée | 1 mifokatra |
| Radical | 2 fokatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miseho, miseho andro: Nifokatratampoka ny fahavalo ~ Lasa izy vao nifokatra daholo ny ratsy rehetra vitany tao an-tanàna [1.1] |
| Explications en anglais |
5 same as mifohatra [1.2] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 10 Kaftorima, 11 mifokatra, 12 mifotràka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|