|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifitra |
| Fototeny | 2 fitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamaoka ny loto amin' ny vavafivalanana rehefa avy nivoaka, amin' ny alalan' ny taratasy na vorodamba
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to wipe.
[1.2] |
| Ohatra |
6 hifitra ny masony anankiroa, vaky ra sy nivonto daholo na molotra na voahia, na handrina, na takolaka.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 amboa mifitra |
| Fivaditsoratra | 12 mifatry, mifitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|