|
|
|
|

Teny iditra1  mifarombaka
Fototeny  2 farombaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifanesika hanao asa, haka zavatra, hiteny: Nifarombaka naka ny baolina ny mpilalao ka nisy naratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Se précipiter plusieurs à la fois pour prendre quelque chose, s’empresser plusieurs à la fois pour faire un travail, se presser plusieurs à la fois pour parler:
6 Nifarombaka ny voan-kazo ny ankizy (Les enfants se précipitèrent sur les fruits) ~
7 Nifarombaka ny borizany mba haka ny entany (Les porteurs se précipitèrent pour prendre leurs paquets) ~
8 Nifarombaka naka vary tany an-tsaha izy rehetra (Ils s’empressaient tous d’aller chercher le riz à la rizière) ~
9 Nifarombaka mba handaha-teny izy telo lahy (Ils se pressaient tous les trois pour prendre la parole
[1.3#156]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 mifamboraka, mifarombaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17