|
|
|
|

Teny iditra1  mifankazatra
Fototeny  2 zatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza olona roa na maro mpiaraka matetika ka mifankahazo tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 être accoutumé l’un avec l’autre, être familier l’un avec l’autre, se familiariser:
6 Mifankazatra indrindra izy roalahy (Ces deux individus sont très familiers entre eux) ~
7 Aza mifankazatra amin’ ny olona rehetra (Ne vous familiarisez pas avec tout le monde)
[1.3#869]
Ohatra  8  Be dia be ny teny iraisana, ka raha vao mifankazatra kely dia mety mifankahazo hevitra; [2.285#]
9  Dia mbola mifankazatra sy mifampitsimbim-pihavanana tahaka ny samy mbola miara-belona: saingy [2.296#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17