|
|
|
|

Teny iditra1  mifanintona
Fototeny  2 sintona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifandrirotra: Mifanintontady
5 Voan' ny fanintontsintona: Intelo no nifanintona ilay zaza androany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 s'attirer [1.13]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  mifanintona, 10 mifanontany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17