|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanesy
Fototeny  2 sesy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 mifanarakaraka, mifandimby, mitohitohy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 successif, de suite [1.13]
Ohatra  6  Mifanao herinandro mifanesy ny Fifamangiana isaky ny tonga ny "Telo Telo" , izany hoe: 3, dia 6, dia 9 ary. [2.245#47]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mifanesy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26