|
|
|
|

Teny iditra1  mifanerona
Fototeny  2 erona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  Rehefa izany dia indreny notaterina nentina niditra tao anaty lavaka, ka vetivety foana dia rà mandriaka sy taimboraka sisa niharihary teo am-pamonoana ary alika iray sy roa miady sy mifanerona eo anoloan' ny tsinain-kena [2.895]

Fivaditsoratra  5 fanorimena, mifanerona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12