|
|
|
|

Teny iditra 1 ; mifanantsafa
Fototeny  2 antsafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  Mifampiarahaba, dia mifanantsafa hasalamana, dia mifana-dina "vaovao" , dia izay. [2.285#217]
5  Fahaizany koa ny mifanantsafa amim-pahatsorana toa ny ray aman-dreny sy zanaka amin'ny vahoaka [2.298#39]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26