|
|
|
|

Teny iditra1 mifanandro
Fototeny  2anandro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana amin' ny asa anankiray tokony hifarimbonana; ohatra: Ny alatsinainy andRabe, ny talata an-dRakoto, ny alarobia an-dRanaivo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to take in turn, to be reciprocal, to alternate.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 fanamondry, 11 mifanandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12