|
|
|
|

Teny iditra1  mifanandrina
Fototeny  2 handrina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  miady irery manohitra ny Alemana ny Anglisy, herim-po isafatsiroa izany raha heverina ny tsi-fifandanjan' ny hery mifanandrina; [2.472]

Fivaditsoratra  mifanandrina, 5 mifanindrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07