|
|
|
|

Teny iditra1  mifanalavitra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [2.332]
4  mifanalavitra mankaiza anefa isika izao, ataoko ity olona mpiray tanàna? [2.643]
5  Rameva no nampiasain' izy ireo nitetezana tanàna maro sady mifanalavitra. [2.117]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29