|
|
|
|

Teny iditra1  mifampivazavaza
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  Ao ny mpivady mifampitory mbola mifampivazavaza, ao ny azo namaky trano, ao ny mitaraina very zanaka, ao ny maratra nosakanan' olona teny an-dalambe, ao ny novonoin' olona saka na alika, ao ny nisy nanainga akanjo teny an-tohatohabato, ao ny nokaikerin' ny rafozany fa mamo izy. [2.4]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29