|
|
|
|

Teny iditra1  mifampino
Fototeny  2 ino
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  samy mandainga isika, ianao mamitaka ahy, izaho mamitaka anao, tsy misy mifampino izay lazaina [2.4#79]
5  Ary raha mifampino anatra ny lompo sy ny andevo, dia manao hoe: [2.48#353]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26