|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifampihinana ny manta sy ny masaka |
| Singan-teny | 2mifampihinana, 3manta, 4masaka |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fitokoavana |
6sakaiza [1.1] |
| Ohatra |
7 Efa nahazatra ahy tsara à mpianakavy misy ny zaza, fa nifampihinana ny manta sy ny masaka izahay, ka tsy manahirana.
[2.968]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01 |
|