|
|
|
|

Teny iditra1  mifamp~
Sokajin-teny  2  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Tovona ambaratonga faharoa mety handray roa 1) Hanaovana matoantenin'ny mpanao, milaza fifamalian' asa tsotra raha matoanteny manomboka amin' ny mi ny matoanteny tsotra: Miteny -> mifampiteny, 2) Hanaovana matoantenin'ny mpanao, milaza fampanaovana asa mifamaly raha matoanteny manomboka amin' ny man ny matoanteny tsotra: Mamangy -> mifampamangy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12