|
|
|
|

Teny iditra1  mienjika
Fototeny  2 enjika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina
5 Mihazakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy
6 Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin' ny mpampianatra azy io mpianatra io [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12