|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miempo |
| Fototeny | 2 empo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitsonika tonga ranony noho ny hafanana: Miempo ny menakaraha vao sendra afo
5 Mitsonika tonga rendrika: Mora miempo ny varahina 6 Miseho, mipoaka: Miempo ny hatezerany [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | miempo, 13 mpimeo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|