Entrée midokadoka (dokadoka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto izany [Rajemisa 1985]
Explications en français pousser luxurieusement [Abinal 1888]
Exemples nahafinaritra io tany io , ary ny rotra maniry be dia be, ary midokadoka tsara, ka an-tsisin'ny rano mandeha no anirieny. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 271]

Mis à jour le 2020/07/31