|
|
|
|

Teny iditra1  midindina
Fototeny  2 dindina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 (feo) Heno mangintsina ao anaty sofina na dia efa tsy misy intsony aza: Mbola midindina ao anaty sofiko foana ilay feon-dakolosy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12