|
|
|
|

Teny iditra1  midilotra
Fototeny  2 dilotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikasoka ka mamoaka feo midridroka: Midilotra amin' ny vatan' ny voatiry ny kodiarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to creak [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  midilotra, 9 miloditra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12