|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midaondaona |
| Fototeny | 2 daondaona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao teny tsy voahevitra entina hanehoana avonavona: Loza izany raha avonavon' olona, midaondaom-bava izaitsizy izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Parler insolemment, avoir le verbe haut, résonner
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 midaondaom-bava |
| Fivaditsoratra | 10 miadonadòna, miadonadona, midaondaona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|