|
|
|
|

Teny iditra1 midananaka
Fototeny  2dananaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitomoe-poana, mitorevaka fotsiny, mipetrapetraka tsy manao na inona na inona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Rester bêtement sans rien faire. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 miandakana, 10 midananaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12